|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsapahana |
| Fototeny | 2tsapaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Idirana: Notsapahan' ny mpanao be hariva ny sahanay.
5Trobarana: Notsapahany lefompohy ny tratran' ilay niady taminy. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|