|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsantsana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Feo mikiakiaka.
4Hamailaham-bava izay sady mikarantsana no mampiseho hasiahana koa.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  12 Feo

Teny iditra (2/2)13 tsantsana
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15hantsambato. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  16 antsantsa, 17 tsantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19