|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsanta |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Karazan-kiram-piangonana fanao amin' ny salamo, izay somary lavareny, fa amin' ny vaninteny roa na telo alohan' ny farany vao misy fiangolana.
4Hira malahelohelo: "Ao ny tsantan' ny andro taloha / sy ny hiran' ny fahazazako / no milevina ka tsy mifoha / na miverina mba hitondra ako". (J.J. 5Rabearivelo). [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|