|
|
|
|

Teny iditra1 tsanganolona
Singan-teny  2tsangana, 3olona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anaram-bola farantsa volafotsy izay misy sarin' olona telo mitsangana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6"Où les personnages se tiennent debout" : les pièces de cinq francs de la République française portant sur un côté des images allégoriques de personnes se tenant debout.. [2.415#6630]
Ohatra  7 Rehefa izay, dia nakisany teo amin' ny teo amin' ny latabatra teo an-joro firarazana ny seza nipetrahany, nangataka fitaratra izy, natsilaniny teo ambonin' io latabatra io, ary naka vola volafotsy tsanganolona avy any am-paosiny any, najorony kinarinarina teo ambonin' ilay fitaratra. [2.472]
Voambolana  8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12