|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsanganana |
| Fototeny | 2tsangana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4bikana.
5Bika. 6Hevitra itarina: Bikan' olona mijoro lava. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7de belle taille, de belle forme; se dit des hommes, des animaux, des maisons.
[1.3] 8tableau, colonne. [1.5, 1.13] 9constitution. [1.5] 10montant. [1.13] |
| Ohatra |
11 Tamin' io fotoana niresahany tamiko io, tsy dia lava tsanganana I Feno, saingy fonetana.
[2.472]
|
| Voambolana | 12 Haitao |
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/09 |
|