|
|
|
|
Teny iditra
1
tsambikimbola
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Fitsambikinana fanaon' ny ankizy ka mitakoko ny tenany amin' izany, ary miforitra ny ranjony.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19