|
|
|
|

Teny iditra1 tsakoina
Fototeny  2tsako
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Potipotehina amin' ny nify ao am-bava: Tsakoy tsara ny zavatra haninao mba tsy hamizana ny vavoninao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be chewed. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on mâche;. [1.8]
Ohatra  7 Rehefa tanehina ka hanina izy, tahaka ny fon-jozoro no tsakoina ao am-bava [2.472]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 anatsiko, 14 antsakio, 15 antsioka, 16 atsikano, 17 kotsaina, 18 takosina, 19 tsaikona, 20 tsakoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02