|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsakoahina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fikainkon' ny hendratrendrany mampisaraka ny tratra sy ny kibo tainpoka ka mahatonga feo hafahafa vokatry ny rivotra mandalo eo amin' ny vavalalan-drivotra: Saiky matetika vokatry ny hatsiaka no mahatonga ny tsakoahina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4hoquet. [1.3]
Voambolana  5 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)6 tsakoahina
Sokajin-teny  7 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8Voan' ny tsakoahina: Tsakoahina Ibalita kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9qui a le hoquet. [1.3]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Voambolana  13 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12