|
|
|
|

Teny iditra1 tsaitsaim-bary
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny vary' mby eo amin' ny ambaratonga faharoa amin' ny fitotoana azy, izany hoe efa nototoina fanindroany ary mbola hototoina indray mandeha farany vao tena ho fotsy tsara (jer.
4Aivoka, Fotsy). [1.1]
Voambolana  5 Toe-karena: hanina
Tovy hevitra  6tsaitsainy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19