|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tsaboina
Fototeny  2tsabo
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Karakaraina amin' ny fanomezana fanafody sy fikajakajana mba ho sitrana, ka sady azo ilazana ny marary no ilazana ny aretina: Notsaboiny ny zanako dia sitrana ~ Aretina sarotra tsaboina io aretina io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be nursed, to be given medical care. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6qu'on soigne. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Voambolana  11 Fahasalamana

Teny iditra (2/2)12 tsaboina
Fototeny  13tsabo
Sokajin-teny  14 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  15Vonjena amin' ny fanomezana vola na zavatra: Tsaboy kely roapolo any aho. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12