Teny iditra | trozona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Biby mivelona any anaty ranomasina, ny lehibe indrindra amin' ny biby fantatra amin' izao andro izao fa mety hahatratra 20 metatra ny halavany ary 130 taonina ny lanjany. [1.1] | |||
Biby lehibe indrindra mivelona any anaty ranomasina ary mampinono [1.13] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A whale [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Baleine [1.54, 1.8, 1.13] | |||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Lahatsoratra | Randzavola: trozona ao amin' ny Baiboly | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |