|
|
|
|

Teny iditra1  trongo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Mahafaly] tsirintaho [1.78]
4 Teny enti-milaza ny kambon-kazo amin' ny tonony; fifadidiran' ny hazo; kitron-tanana... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [Mahafaly] bourgeon [1.78]
6 [Merina+Bezanozano+Tanala] . Broussin, excroissance des arbres ; en parlant du bois : loupe, veinures irrégulières qui ajoutent à la beauté du bois. [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04