|
|
|
|

Teny iditra1 trongisina
Fototeny  2trongy
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Hadin' ny kisoa amin' ny vavany, hadin' ny angadinomby, tandroka...: Tsy misy hotrongisin' ny angadinomby tapak' andro akory io. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 siningotra, 10 trongisina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12