|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tritry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Antambahoaka+Bezanozano+Sihanaka+Tanala] taolan-tehezana, tehezana [1.78]
4 [Antesaka] taolan-tehezana [1.78]
5 [Bara] tratra [1.78]
6 Ny taolana mifampitohitohy amin' ny hazondamosin' ny olona na ny biby [1.1]
7 taolan-tratra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 côte [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  10  Haiaina
Tovy hevitra  11 vany

Teny iditra (2/2)12  tritry
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 [Antesaka] takiba, ila [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04