|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 trioka
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3taovam-pisefon'ny trondro. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4branchie. [1.13]
Voambolana  5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6esasa, sagoaga

Teny iditra (2/2)7 trioka
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9tenda. [Bezanozano] [1.78]
Voambolana  10 Haiaina 11 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  12 akotry, 13 ikotra, 14 itroka, 15 karoty, 16 kitrao, 17 Korita, 18 kotria, 19 okitra, 20 otrika, 21 rotika, 22 tiorka, 23 trioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12