Teny iditra | trea | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Enti-milaza karazan-tandrok' omby misabaka tanteraka ka mitovy fandry somary mahitsy lava amin' ny ila sofina roa [1.1] | |
Tsanganana sy sary iray takila | Bikan' ny tandrok' omby | |
Teny iditra | trea | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Tezaka, salelaka [1.78] | |
Fivaditsoratra | etra, rate, trea |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |