|
|
|
|

Teny iditra1 tranovorona
Singan-teny  2trano, 3vorona
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Anarana ilazana ny vatam-paty nohaingoina eo ambony lampihazo rehefa anaovana fombam-pivavahana any am-piangonana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6un cercueil, une bière, un catafalque. [1.3]
Ohatra  7 Ary ny mpanjaitra rehetra nangonina nanjaitra tranovorona. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12