|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 trano tsiotsiory |
| Singan-teny | 2trano, 3tsiotsiory |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5trano nisy rindrina izay natao tamin' ny rantsan-kazo madinika na ampanga, ary notemerina tain' omby ny tao anatiny mba hitana hafanana tsara.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|