|
|
|
|

Teny iditra1 trano lay
Singan-teny  2trano, 3lay
Sokajin-teny  4 kambanteny
Ohatra  5 Lasa niditra tao amin' ny tranolay izy, ary izaho kosa nandeha haka kitay. [2.643#]
6 Mandehana any amin' ny lalina, izany hoe mipetraha amin' ny tranolay mandrakariva, mamela ny rivotra hifafy amin' ny tena manontolo. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10