|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 trano kotona |
| Singan-teny | 2trano, 3kotona |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5trano hazo avokoa ny tenany.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. Misy voron-kazo ny tendron-tandrony. Misy rihana sy toeran’ entana; ny sasany vita rihana, mitemitra tsihy hisatra.
[1.437#44]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|