|
|
|
|

Teny iditra1 tranoambo
Singan-teny  2trano, 3ambo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5(traño ambo) trano kely misy tongony efatra, avoavo, fitahirizam-bary akotry. [Tanala] [1.78]
6Trano avo misy tongony, fitehirizana vary; trano kely misy tongony avo, izay atao fasiam-bary ny ambony. [1.1]
7trano fitahirizana vokatra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8grenier, grange, silo. [1.13]
Tovy hevitra  9rina, trahambo
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  11 rombotana, 12 tamborona, 13 tranoambo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02