|
|
|
|

Teny iditra1 tra-drasa
Singan-teny  2tratra, 3rasa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy. [1.1]
Tovy hevitra  6atao tra-drasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12