Teny iditra | traboky | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Hogo [1.78] | |
Teny iditra | traboky | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Bevohoka (biby) [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Fivaditsoratra | bokitra, botrika, traboky |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |