|
|
|
|
Teny iditra
1
tra
ba
rana
Fototeny
2
trabaka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Trobahana, tsindronina higorobaka.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
trabarana
, trabarako, trabaranao, trabarany, trabarantsika, trabaranay, trabaranareo, trabaran', trabaran-, trabaram-, trabara-
6
Ny lasa :
notrabarana, notrabarako, notrabaranao, notrabarany, notrabarantsika, notrabaranay, notrabaranareo, notrabaran', notrabaran-, notrabaram-, notrabara-
7
Ny hoavy :
hotrabarana, hotrabarako, hotrabaranao, hotrabarany, hotrabarantsika, hotrabaranay, hotrabaranareo, hotrabaran', hotrabaran-, hotrabaram-, hotrabara-
8
Filaza mandidy :
tra
ba
ro
Tsipelina hafa
9
trabahana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12