|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tra-drasa |
| Singan-teny | 2tratra, 3rasa |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5biby efa toa ho faty -- na noho ny aretina na noho ny loza nahazo azy -- ka vonjena vonoina haingana mba hohanina na hamidy.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6atao tra-drasa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|