|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tra-boina
Singan-teny  2tratra, 3voina
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5voan' ny loza, tra-doza. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [traboina] 6victims of disaster. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [traboina] 7sinistré. [1.8]
Ohatra  8 Ankasitrahana ireo fikambanana sy ireo malala-tànana rehetra izay niara- nifarimbona tamin' ny fanampiana ireo traboina. [1.368#]

Teny iditra (2/2)9 Tra-boina
Singan-teny  10tratra, 11voina
Sokajin-teny  12 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  13 Haisoratra: boky
Mpanoratra  14Rakoto Odeam

Fivaditsoratra  15 taborina, 16 tra-boina, Tra-boina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02