|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 toña
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny frantsay  3(prononcé togna).
4Préparation qu'on administrait en secret aux boeufs d'un autre éleveur afin de les rendre indociles, dangereux pour leur propriétaire.
5Considéré comme un maléfice (tout ce qui touchait aux boeufs était aussi important que ce qui avait trait aux humains).. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  6 Finoana

Teny iditra (2/3)7 tona
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9amalona. [Taisaka] [1.78]
10amalombandana na karazan-toho goay be. [Tanala] [1.78]
11Anaran-kafa ilazana ny amalom-bandana. [1.1]
Voambolana  12 Haibiby: trondro
Mpanahaka  13 driatra
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)15 tona
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17Bibilava lehibe mpandeha amin' ny alina sy amin' ny toerana maizimaizina. [1.1]
Voambolana  18 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  19dona

Fivaditsoratra  20 nato, Nato, 21 tano, 22 toña, tona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02