|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tozo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Faharetana amin' ny asa na dia eo aza ny hasasarana, aretina, sampontsampona isan-karazany.. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)15 tozo
Sokajin-teny  16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17ekeo. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  18 tozo, 19 zoto

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19