|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 torotoroina |
| Fototeny | 2torotoro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Vakina atao potipotika, montsanina: Notorotoroiny tamin' ny vato ny siniko.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be crushed to pieces.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qu'on écrase.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 rotorotoina, 12 torotoroina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|