|
|
|
|

Teny iditra1 toradroa
Singan-teny  2toraka, 3roa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5au carré, puissance 2. [1.13]
Ohatra  6 Ny fitondrana sy ny manodidina dia nanome tsiny azy noho ny tany dilatra mirefy metatra toradroa vitsivitsy tsy navadiny ho « zaridaina » tamin' ny angady. [1.369#]
Voambolana  7 Matematika: alijebra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11