|
|
|
|

Teny iditra1 tora-botsotra
Singan-teny  2toraka, 3votsotra
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza vidin-javatra atolotra avy hatrany fa tsy atao trosa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6payement au comptant. [1.3]
Mpanahaka  7 tolobotsotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12