|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 topa
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Jereo topatopa. [1.1]
4enti-milaza ny fihetsiketsiky ny rano. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5flux. [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  7vezika
Kamban-teny rehetra  8topam-pitaomana araka anjan' andriamby

Teny iditra (2/2)9 topa
Sokajin-teny  10 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11raraka. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  12 pôta, Pota, 13 topa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03