|
|
|
|

Teny iditra1 tontana
Fototeny  2tonta
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Zerana: Notontany vato aho.
5Velezina: Tontay kanonta io alika io.
6Asiana: Notontan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana. [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11tontafana

Fivaditsoratra  12 antonta, 13 tantano, 14 tontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12