|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 tonotono
Fototeny  2tono
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tonotono io zaza io.
5Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka. [1.1]
Ohabolana  6 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7 toñotoño
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9toetra. [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  10 tonotono, toñotoño

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05