|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tonohoka |
| Fototeny | 2tohoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voatohoka, notohofana, nasiana kitay betsaka (eo am-patana): Notonohok' Ikoto kitay betsaka ny fatana.
5Ampanakekezina ny vava: Notonohony vava ny fantsakana ka tsy faly ny olon-drehetra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|