Teny iditra | tonizianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena monina any amin' ny tanin' ny Tonizia (Afrika avaratra, atsinanana): Lazao ny anaran' ny mpanjakan' ny Tonizianina raha fantatrao Momba an' i Tonizia na an' i Tonizia na avy any Tonizia: Mahatratra enina hetsy ny mponina ao Tonisy, renivohitra tonizianina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Tunisian [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tunisien, tunisienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: tunisien. | |
Mpanahaka | Tonizia | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |