|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  tongolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 (toute l'île). Nom du bulbe des Liliaceae et autres plantes analogues [1.196]
Voambolana  4  Haizavamaniry

Teny iditra (2/3)5  tongolo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Karazan' anana maherihery fofona fanao fangaron-daoka ka manome tsiro tsara somary masiatsiaka; misy karazany maro ny tongolo: tongolo lay na tongolo gasy na tongolo ejipta, tongolobe na tongolo vazaha, tongolo maltso na tongolo raviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 an onion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 oignon [1.8]
10 [Betsileo+Merina] Allium cepa L. (Amaryllidaceae) : l'oignon, introduit et cultivé comme plante alimentaire. Nom relevé par Grandidier, Malzac et de nombreux autres auteurs. Il entre dans plusieurs expressions populaires comme : Manao tongolo be fofona (faire comme l'oignon qui empeste) : sens figuré : répandre de faux bruits, des rumeurs, pour inciter les gens à la révolte. Malzac distingue plusieurs variétés : tongolobe ou tongolo lehibe, à très gros bulbe ; c'est l'oignon d'Egypte ; tongolovazaha : variétés européennes, à bulbe plus petit. [1.196]
Ohatra  11  Tsy niakatra teto Antananarivo, ny Kisoa, ny Sifotra, ny tongolo, ny Osy; [2.59#49]
12  May Dada sy Neny, ka nasesisesy ny ranomena, nampiasaina koa ny toaka gasy nasiana sira hazo sy tongolo gasy. [2.472#90]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 7 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17 Randzavola: tongolo ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)18  tongolo
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny frantsay  20 [Sakalava] Allium porrum L. (Amaryllidaceae). Le poireau cultivé comme légume. C'est plutôt cette espèce qu'on désigne sous ce nom sur la côte Ouest, car l'oignon proprement dit y pousse assez mal [1.196]
Voambolana  21  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  23 tolongo, tongolo

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04