|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tongavina |
| Fototeny | 2tonga |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-milaza, rehefa miady varotra zavatra, ny vidiny izay tian' ny mpivarotra hotratrarina: Ariary valo no sahiko -- Tongavy ariary folo re!.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 tongavina, 10 vatonangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|