|
|
|
|

Teny iditra1 tongalika
Fototeny  2lohalika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Rojo misy masombolafotsy toa mifampiamboho hatrany, ny iray mitodika miankavia, ny iray mitodika miankavanana. [1.1, 2.436]
Fanazavàna teny frantsay  5Chaîne d’orfèvrerie, chaîne dont les anneaux tournent l’un à droite et l’autre à gauche. [1.3#725]
Ohatra  6 no malaza ho volafotsy, malaza ho tongalika, nefa very fahefatra, very fahatelo. [2.69#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  21 tangolika, 22 tongalika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19