|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tonga hery |
| Singan-teny | 2tonga, 3hery |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny ranon-javatra, toy ny ranom-boaloboka hatao divay, izay navela hamorivory ka mby amin' ny fara hery mety hananany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|