|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tondroina |
| Fototeny | 2tondro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ambara amin' ny fanondro, na ilay olona na zavatra, na ny misy azy: Notondroina fotsiny Rakoto dia nangovitra nihararetra ~ Tondroy azy ny avaratra.
5Atoro, lazaina: Notondroin' ny fokonolona ho mpangalatra izy ka natolotra ny fanjakana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be pointed at.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on indique avec le doigt ou autre chose.
[1.3#723] 8qu'on indique avec le doigt ou les lèvres. [1.8] |
| Ohatra |
9 tondroina ho faritra voaaro ireny faritra rakotra ala ireny.
[2.445#]
10 Fa ny afo kosa dia miharihary hitan' ny maso izao, ary ho azo tondroina fa any no misy an' i Toamasina. [2.471] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15tsitondroina |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 anondrito, 18 anondroty, 19 tondroina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|