Teny iditra | tondro fana | |
Singan-teny | tondro ; fana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana entina mamantatra ny maripana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Thermomètre [1.13] | |
Voambolana | Fitaovana | |
Mpanahaka | tondro ~ tondro avaratra ~ tondro haabo ~ tondro haambo ~ tondro hahaka ~ tondro hataka ~ tondro maripana ~ tondro mifolaka ~ tondro miloko ~ tondrom-paingo ~ tondron' anaisa ~ tondro sanda ~ tondro toerana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29 |