|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tonàna |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Midonanaka, mipetrapetra-poana ary adaladala tsy ampiampy saina.
[1.1] |
| Mpanahaka | 4 manohontanana |
| Teny iditra (2/2) | 5 toñàña |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
7(prononcé tognagne).
8Nom donné aux Patates douces, Ipomoea batatas (L.) Lam. 9(Convolvulaceae) , poussant avec trop de vigueur sans donner de tubercules (généralement dans les sols trop riches en azote et pas assez riches en acide phosphorique). 10On donne aussi ce nom à diverses Ipomoea (Convolvulaceae) sauvages ne produisant pas de tubercule.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 12tanàmaka |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 13 antano, 14 ontana, 15 tonàna, toñàña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|