|
|
|
|

Teny iditra1 tompony mangataka atiny
Singan-teny  2tompo, 3mangataka, 4aty
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6olona mangataka amin' ny zavatra izay azy ihany teo aloha (angamba olona nivarotra omby no nahatonga ny fitenenana, ka nony lafo ilay omby izy indray no nangataka ny atiny tamin' ilay nividy). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12