|
|
|
|

Teny iditra1 tompon' ny laka
Singan-teny  2tompo, 3laka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny vato mahazo ny toerana afovoany izay toerana tsara indrindra satria misy lalana valo azony ikisahana avy eo amin' ny misy azy eo.
6mahazo toerana tsara ahafahana manao izay tiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to win acceptance; to arrive in a favorable situation. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qui est accepté; qui se trouve en bonne position. [1.8]
Tovy hevitra  9mahazo laka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12