|
|
|
|

Teny iditra1 tompondrano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazam-bibilava malama hoditra mpitoetra amin' ny petsapetsa; mety hahatratra hatramin' ny refy ny halavany; tsy mba mpiakatra an-tanety ny tompondrano afa-tsy indraindray tadiavina, ka noheverina ho fambara loza ny fahitana azy amin' izay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4serpent aquatique. [1.54]
Voambolana  5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12