|
|
|
|

Teny iditra1 tompom-paty
Singan-teny  2tompo, 3faty
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza ny fianakaviana na ny havana akaiky amin' ilay maty. [1.1]
Tovy hevitra  6tompo-manjò, tompon' alahelo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31