|
|
|
|
Teny iditra
1
tomefy
Sokajin-teny
2
mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy
3
Matevina, mikitroka:
Tomefy ny orana
.
4
Rakotra, feno bambaray:
Tomefy olona ny kianja
.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12