|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tombanana |
| Fototeny | 2tombana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Asondrom-bidy bebe mba hahazoana tombony ihany na dia efa andatsahana aza eo amin' ny ady varotra: Notombanany enim-polo io seza io, fa azoko dimy amby efapolo ihany.
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 ambontana, 10 tambonana, 11 tombanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|