|
|
|
|

Teny iditra1 tombam-boroka
Singan-teny  2tombana, 3voroka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Ireo bainga avadika miaraka amin' ny ahitra eo amboniny rehefa miasa tany vao; ataon' ny olona zezika ny tombamboroka. [1.1]
Voambolana  6 Toe-karena: fambolena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11